<-
->

Eze / Ez 8:17 Then he said unto me, Hast thou seen this, O son of man? Is it a light thing to the house of Judah that they commit the abominations which they commit here? for they have filled the land with violence, and have returned to provoke me to anger: and, lo, they put the branch to their nose. Dia hoy Izy tamiko: Hitanao va izany, ry zanak' olona? Moa ataon' ny taranak' i Joda ho kely loatra va ny nanaovany ny fahavetavetana izay ataony eto, no fenoiny fampahoriana koa ny tany, ka mampahatezitra Ahy lalandava izy; ary indro izy nanainga ny rantsan-kazo ho amin' ny orony. Ka hoy izy tamiko: Efa hitanao va, ry zanak' olona? Mbola tsy ampy ihany va ho an' ny taranak' i Jodà ny manao izao fahavetavetana ataony eto izao, no mbola fenoiny fampahoriana koa ny tany; ka hiverenany hatao lalandava izay hampahatezitra ahy? Indro izy ireo manainga ny rantsan-kazo ho eo amin' ny orony. Et il me dit : " As-tu vu, fils d' homme ? N' est-ce pas assez pour la maison de Juda de pratiquer les abominations auxquelles ils se livrent ici ? Or ils emplissent le pays de violence, ils provoquent encore ma colère : les voici qui approchent le rameau de leur nez.