<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 1:1 | In the third year of the reign of |
Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Joiakima, mpanjakan' ny Joda, no nankanesan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, tany Jerosalema sy nanaovany fahirano azy. | Tamin' ny taona fahatelo nanjakan' i Joakima, mpanjakan' i Jodà, tonga Nabokodonozora mpanjakan' i Babilona hamely an' i Jerosalema, ka nanao fahirano azy. | En l' an trois du règne de |