<-
->

Dan / Da 10:13 But the prince of the kingdom of Persia withstood me one and twenty days: but, lo, Michael, one of the chief princes, came to help me; and I remained there with the kings of Persia. Fa ilay andrianan' ny fanjakan' i Persia nanohitra ahy iraika amby roa-polo andro; fa indro kosa Mikaela, anankiray amin' ireo andriana lehibe, no tonga hanampy ahy; ka dia izaho ihany no sisa nijanona teo amin' ny mpanjakan' i Persia. Fa nitsangana teo anoloako, iraika amby roapolo andro, ilay filohan' ny fanjakan' i Persa, ary Misely anisan' ireo filohany ambony no tonga nanampy ahy, ka nijanona teo akaikin' ny mpanjakan' i Persa aho. Le Prince du royaume de Perse m' a résisté pendant 21 jours, mais Michel, l' un des Premiers Princes, est venu à mon aide. Je l' ai laissé affrontant les rois de Perse,