<-
->

Dan / Da 14:32 Tany Jodea kosa, Habakoka, mpaminany, tamin' izany andro izany, nony avy nahandro koba izy, sy namotipotika mofo tao anaty vilany dia nankany an-tsaha izy, nitondra izany ho an' ny mpijinja variny.