<-
->

Dan / Da 14:35 Dia noraisin' ny anjely avy eo an-tampon-dohany tamim-pahafainganana indrindra, araka ny fomban' izy fanahy, ary napetrany tao Babilona, teo ambonin' ilay lavaky ny liona.