<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 2:17 | Then |
Ary Daniela nody tany an-tranony ka nanambara ilay teny tamin' i Hanania sy Misaela ary Azaria namany, | Niaraka tamin' izay dia nody tany an-tranony Daniely ary nampandre ny raharaha an' i Ananiasa sy Misaely ary Azariasa namany, |