<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 2:49 | Then |
Ary Daniela nangataka tamin' ny mpanjaka, ary izy nanendry an' i Sadraka sy Mesaka ary Abednego ho tonian' ny raharahan' i Babylona sy ny fehiny; ary Daniela dia teo am-bavahadin' ny mpanjaka. | Noho ny fangatahan' i Daniely, dia nanendry an' i Sidraka sy Misaka ary Abdenegao ny mpanjaka, ho tonian' ny raharaha amin' ny fehin' i Babilona, ary Daniely nijanona tao an-dapa. |