<-
->

Dan / Da 4:27 Wherefore, O king, let my counsel be acceptable unto thee, and break off thy sins by righteousness, and thine iniquities by shewing mercy to the poor; if it may be a lengthening of thy tranquillity. Ary ny mpanjaka niteny ka nanao hoe: Tsy ity va no Babylona lehibe, izay nataoko ho lapan' ny fanjakana tamin' ny haben' ny heriko mba ho voninahitry ny fahalehibiazako? dia niteny ka nanao hoe: Tsy ity va no Babilona lehibe izay naoriko ho fonenam-panjakana tamin' ny haben' ny heriko, mba ho voninahitry ny fiandrianako. le roi disait : "N' est-ce pas là cette grande Babylone que j' ai bâtie, pour en faire ma résidence royale, par la force de ma puissance et pour la majesté de ma gloire?"