<-
->

Dan / Da 4:28 All this came upon the king Nebuchadnezzar. Raha mbola teo am-bavan' ny mpanjaka ihany ny teny, dia nisy feo latsaka avy tany an-danitra nanao hoe: Ry Nebokadnezara mpanjaka, ianao indrindra no anaovana hoe: Ny fanjakana niala taminao. Fa mbola teo am-bavan' ny mpanjaka izany teny izany, dia nisy feo nidina avy any an-danitra nanao hoe: Ampahalalaina hianao, ry Nabokodonozora, fa niala lavitra anao ny fanjakanao. Ces paroles étaient encore dans sa bouche, quand une voix tomba du ciel "C' est à toi qu' il est parlé, ô roi Nabuchodonosor! la royauté s' est retirée de toi,