<-
->

Dan / Da 4:34 And at the end of the days I Nebuchadnezzar lifted up mine eyes unto heaven, and mine understanding returned unto me, and I blessed the most High, and I praised and honoured him that liveth for ever, whose dominion is an everlasting dominion, and his kingdom is from generation to generation: Koa amin' izany, izaho Nebokadnezara midera sy manandratra ary mankalaza ny Mpanjakan' ny lanitra; marina avokoa ny asany rehetra, ary araka ny rariny ny lalany; ary izay mandeha amin' ny fiavonavonana dia hainy aetry. Ankehitriny aho, izaho Nabokodonozora, dia midera, mankalaza, manome voninahitra ny mpanjakan' ny lanitra; marina avokoa ny asany, mahitsy ny làlany, ary hainy aetry izay mandeha amim-piavonavonana. A présent, moi, Nabuchodonosor, je loue, exalte et glorifie le Roi du Ciel, dont toutes les oeuvres sont vérité, toutes les voies justice, et qui sait abaisser ceux qui marchent dans l' orgueil."