<-
->

Dan / Da 6:11 Then these men assembled, and found Daniel praying and making supplication before his God. Nony fantatr' i Daniela fa efa voaisy sonia ny didy, dia nankao an-tranony izy; ary ny varavarankelin' ny tranony ambony nanandrify an' i Jerosalema dia nivoha. Koa intelo isan' andro no nandohalika ka nivavaka sy nisaotra teo anatrehan' Andriamaniny izy, satria fanaony hatramin' ny taloha izany. Nony ren' i Daniely fa voasoratra ny didy dia lasa izy niditra tao an-tranony, izay nisy varavarankely mivoha manandrify an' i Jerosalema tao amin' ny efitra ambony. Nandohalika intelo isan' andro izy, nivavaka sy nidera an' Andriamanitra araka ny fanaony teo aloha. Apprenant que l' acte avait été signé, Daniel monta dans sa maison. Les fenêtres de sa chambre haute étaient orientées vers Jérusalem, et trois fois par jour il se mettait à genoux, priant et confessant Dieu; c' est ainsi qu' il avait toujours fait.