<-
->

Dan / Da 6:16 Then the king commanded, and they brought Daniel, and cast him into the den of lions. Now the king spake and said unto Daniel, Thy God whom thou servest continually, he will deliver thee. Dia somaritaka nivory ho any amin' ny mpanjaka ireo lehilahy ireo ka nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Aoka ho fantatrao, ry mpanjaka, fa izao no lalàn' ny Mediana sy ny Persiana: Ny lalàna sy ny didy izay efa navoaky ny mpanjaka dia tsy azo ovana. Fa nirodorodo nankao amin' ny mpanjaka ireo olona ireo, ka nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Aoka ho fantatrao, ry mpanjaka ô, fa lalàn' ny Meda sy ny Persa ny tsy ahazoana manova ny didy aman-dalàna rehetra efa navoaky ny mpanjaka. Mais ces hommes s' empressèrent auprès du roi en disant "Sache, ô roi, que selon la loi des Mèdes et des Perses aucun interdit ou édit porté par le roi ne peut être révoqué."