<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 9:2 | In the first year of his reign I |
tamin' ny taona voalodany nanjakany, izaho Daniela nahalala tamin' ny boky ny isan' ny taona nampahafantarin' ny tenin' i Jehovah an' i Jeremia mpaminany, izay hahataperan' ny fito-polo taona amin' ny hahafoanan' i Jerosalema. | tamin' ny taona voalohany nanjakany izaho Daniely nandinika, tamin' ny famakiana ny boky, ny isan' ny taona izay nanaovan' ny Tompo teny tamin' i Jeremia mpaminany ka tsy maintsy tanterahina ho tapitra amin' ny faharavan' i Jerosalema, dia fitopolo taona izany. | en l' an un de son règne, moi, |