<-
->

Hos / Os 11:11 They shall tremble as a bird out of Egypt, and as a dove out of the land of Assyria: and I will place them in their houses, saith the Lord. Hanatona amin-kovitra avy any Egypta toy ny voronkely izy, ary avy any amin' ny tany Asyria toy ny voromailala; Ka dia hampitoeriko ao an-tranony izy, hoy Jehovah. Hidodododo avy any Ejipta izy ireo, mangovitra toy ny voronkely ary avy any amin' ny tany Asora toy ny domohina; ka hamponeniko ao an-tranony, - teny marin' ny Tompo. comme un passereau ils viendront en tremblant de l'Égypte, comme une colombe, du pays d' Assur, et je les ferai habiter dans leurs maisons, oracle de Yahvé.