<-
->

Hos / Os 12:1 Ephraim feedeth on wind, and followeth after the east wind: he daily increaseth lies and desolation; and they do make a covenant with the Assyrians, and oil is carried into Egypt. Efraima manodidina Ahy amin' ny lainga, ary ny taranak' Isiraely amin' ny fitaka; Ary Joda mbola mikarenjy tsy manatona an' Andriamanitra, dia ny Iray Masina sy Mahatoky. Efraima nanodidina ahy tamin' ny lainga, ary ny taranak' Israely tamin' ny tafika, Joda koa efa tapa-kofehy ny amin' ny momba an' Andriamanitra, ny amin' ny momba an' Ilay Masina izay mahatoky. Éphraïm m' entoure de mensonge et la maison d' Israël de tromperie. Mais Juda est encore auprès de Dieu, au Saint il reste fidèle.