<-
->

Hos / Os 12:12 And Jacob fled into the country of Syria, and Israel served for a wife, and for a wife he kept sheep. Raha tena heloka Gileada, dia ho tonga zava-poana tokoa izy; Tany Gilgala no namonoany omby betsaka ho fanatitra, koa ny alitarany dia ho toy ny korontam-bato eny am-bavasa any an-tsaha. Raha zava-poana Galaada, dia ho tsinontsinona koa izy ireo; nanao sorona omby tany Galgalà izy; noho izany ny oteliny ho toy ny antontam-bato eny amin' ny saha voasoritsoritra. Si Galaad n' est qu' iniquité, eux ne sont que fausseté; à Gilgal ils sacrifient aux taureaux, c' est pourquoi leurs autels seront comme des monceaux de pierres sur les sillons des champs.