<- -> |
[King James Bible] Book of Hosea |
[Baiboly 1865] Hosea |
[Baiboly Katolika] Osea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Osée |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Hos / Os 13:15 | Though he be fruitful among his brethren, an east wind shall come, the wind of the |
Fa Efraima dia hahavokatra eo amin' ny rahalahy; Nefa ho avy ny rivotra avy any atsinanana, dia ny rivotr' i Jehovah miakatra avy any an-efitra, ka dia ho ritra ny loharanony, ary ho tankina ny fantsakany; Hobaboina ny rakitra, dia ny fanaka tsara rehetra. | Fa hahavokatra eo amin' ny rahalahiny Efraima; nefa ho tonga ny rivotra avy atsinanana; hiakatra avy any an' efitra ny fofon' ain' ny Tompo; ka ho maina ny loharanony; ho ankina ny fantsakany; hobaboiny ny firaketan' ny zava-tsarobidy rehetra. |