<-
->

Hos / Os 5:1 Hear ye this, O priests; and hearken, ye house of Israel; and give ye ear, O house of the king; for judgment is toward you, because ye have been a snare on Mizpah, and a net spread upon Tabor. Henoinareo izao, ry mpisorona, ary mandrenesa, ry taranak' Isiraely; Ary atongilano ny sofinareo, ry mpianakavin' ny mpanjaka; Fa ianareo no hihiran' ny fitsarana, satria tonga fandrika ao Mizpa ianareo sy fandrika harato voavelatra ao Tabara. Mandrenesa izao, ry mpisorona; mihainoa tsara, ry taranak' Israely; manongilàna sofina, ry taranaky ny mpanjaka; fa hianareo no hamoahana ny teny fitsarana, satria hianareo no efa fandrika tao Masfà sy fandrika harato voavelatra ao ambonin' i Tabora. Écoutez ceci, prêtres, sois attentive, maison d' Israël, maison du roi, prête l' oreille! Car c' est vous que concerne le droit, mais vous avez été un piège à Miçpa, et un filet tendu sur le Tabor.