<-
->

Hos / Os 5:3 I know Ephraim, and Israel is not hid from me: for now, O Ephraim, thou committest whoredom, and Israel is defiled. Izaho mahalala an' i Efraima, ary Isiraely tsy takona amiko; Ankehitriny dia tonga mpijangajanga ianao, ry Efraima, voaloto Isiraely. Mahalala an' i Efraima aho ary tsy takon' amiko Israely; ary hianao, ry Efraima, nijangajanga, ary Israely nandoto tena. Moi, je connais Éphraïm, Israël ne m' est point caché. Oui, tu t' es prostitué, Éphraïm, Israël s' est souillé.