<-
->

Hos / Os 5:5 And the pride of Israel doth testify to his face: therefore shall Israel and Ephraim fall in their iniquity: Judah also shall fall with them. Ary ny avonavon' Isiraely dia vavolombelona manameloka azy; Ary Isiraely indrindra fa Efraima, ho lavon-keloka; Joda hiara-davo aminy koa. Ny avonavon' Israely no vavolombelona manameloka azy; ho lavon' ny helony, Israely sy Efraima; hiara-davo amin' ireo koa Jodà. L' orgueil d' Israël témoigne contre lui; Israël et Éphraïm trébuchent à cause de leur faute, Juda aussi trébuche avec eux.