<-
->

Hos / Os 6:7 But they like men have transgressed the covenant: there have they dealt treacherously against me. Fa ireny dia nivadika ny fanekena tahaka an' i Adama, tao no nivadihany nahafoizany Ahy. Nivadika ny fanekena, tahaka an' i Adama, anefa izy ireo; fa nivadika tamiko teo. Mais eux, à Adam, ont transgressé l' alliance, là, ils m' ont trahi.