<-
->

Hos / Os 7:10 And the pride of Israel testifieth to his face: and they do not return to the Lord their God, nor seek him for all this. Ary ny avonavon' Isiraely dia vavolombelona manameloka azy; Nefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy miverina amin' i Jehovah Andriamaniny ihany izy, na mitady Azy. Mitsangan-ko vavolombelona miampanga azy ny avonavon' i Efraima: tsy miverina amin' ny Tompo Andriamaniny anefa izy ireo, na mitady azy, na dia izany rehetra izany aza. L' orgueil d' Israël témoigne contre lui; et ils ne reviennent pas vers Yahvé leur Dieu, avec tout cela, ils ne le cherchent pas!