<-
->

Hos / Os 9:6 For, lo, they are gone because of destruction: Egypt shall gather them up, Memphis shall bury them: the pleasant places for their silver, nettles shall possess them: thorns shall be in their tabernacles. Fa he! lasa izy noho ny fandringanana; Egypta no hanangona azy, Memfisa no handevina azy; Ny fana-bolafotsiny mahafinaritra dia ho lasan' ny amiana, tsilo no ho ao an-dainy. Fa indro lasa izy ireo teo anatrehan' ny fandringanana: i Ejipta handray azy, ary Memfisy handevina azy; ny fanaka volafotsiny sarobidy, ho rembin' ny beroberokamboa ny lainy ho tongan' ny tsilo. Car voilà qu' ils sont partis devant la dévastation; l'Égypte les rassemblera, Memphis les ensevelira, leurs objets précieux, l' ortie en héritera, et l'épine envahira leurs tentes.