<-
->

Joe / Jl 4:2 dia indro fa hovoriko ny firenena rehetra, ka hoentiko midina ho eo amin' ny lohasahan' i Josafata; ary eo no hifandaharako amin' izy ireo, noho ny amin' Israely vahoakako sy lovako, izay naeliny tany amin' ny firenena, sy noho ny amin' ny taniko izay nozarazarainy. je rassemblerai toutes les nations, je les ferai descendre à la Vallée de Josaphat; là j' entrerai en jugement avec elles au sujet d' Israël, mon peuple et mon héritage. Car ils l' ont dispersé parmi les nations et ils ont partagé mon pays.