<-
->

Joe / Jl 4:4 Ny aminareo koa dia mifaninona izaho sy hianareo, ry Tira sy Sidona, mbaminareo faritany rehetra any Filistina? Mitady ny hamaly ahy va hianareo? Raha mba mihaika ahy hianareo, dia vetivety foana tsy ampy toy inona no hanatsingerenako eo an-dohanareo ny fihaikanareo; " Et vous aussi, Tyr et Sidon, que me voulez-vous ? Et vous tous, districts de Philistie ? Vous vengeriez-vous sur moi ? Mais si vous exerciez sur moi votre vengeance, bien vite je ferais retomber la vengeance sur vos têtes!