<-
->

Amo / Am 1:11 Thus saith the Lord; For three transgressions of Edom, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because he did pursue his brother with the sword, and did cast off all pity, and his anger did tear perpetually, and he kept his wrath for ever: Izao no lazain' i Jehovah: noho ny fahotana telon' i Edoma, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria nanenjika ny rahalahiny tamin' ny sabatra izy, ka nofoanany ny fiantrany, ny fahatezerany dia namiravira mandrakariva, ary ny fahavinirany notehiriziny lalandava; Izao no lazain' ny Tompo: Noho ny heloka telo nataon' i Edoma, sy noho ny efatra - tsy hahemotro ny didy. Satria nanenjika ny rahalahiny tamin' ny sabatra izy, fa namono ny fangoraham-po ary satria mamiravira lalandava ny hatezerany, Ainsi parle Yahvé : Pour trois crimes d'Édom et pour quatre, je l' ai décidé sans retour ! Parce qu' il a poursuivi son frère avec l'épée, étouffant toute pitié, parce qu' il garde à jamais sa colère et conserve sans fin sa fureur,