<-
->

Amo / Am 1:6 Thus saith the Lord; For three transgressions of Gaza, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because they carried away captive the whole captivity, to deliver them up to Edom: Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fahotana telon' i Gaza, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria lasany ho babo avika ny olona hatolony ho any Edoma; Izao no lazain' ny Tompo: Noho ny heloka telo nataon' i Gazà, sy noho ny efatra, - tsy hahemotro ny didy. Satria olona babo an' andiany mihitsy no nentiny nataony sesitany mba hatolony ho any Edoma, Ainsi parle Yahvé : Pour trois crimes de Gaza et pour quatre, je l' ai décidé sans retour ! Parce qu' ils ont déporté des populations entières pour les livrer à Édom,