<-
->

Amo / Am 1:8 And I will cut off the inhabitant from Ashdod, and him that holdeth the sceptre from Ashkelon, and I will turn mine hand against Ekron: and the remnant of the Philistines shall perish, saith the Lord GOD. Ary hofoanako Asdoda tsy hisy mponina, ary Askelona tsy hisy hitana tehina fanapahana; Dia haveriko ny tanako hamely an' i Ekrona, ka ho faty izay sisa amin' ny Filistina, hoy Jehovah Tompo haringako ny mponina rehetra ao Azota, sy izay mitana tehim-panjakana ao Askalona; dia hafotitro amin' i Akkarona indray ny tànako; ka ho faty izay sisa amin' ny Filistina, hoy ny Tompo Iaveh. d' Ashdod je supprimerai l' habitant, et d' Ashqelôn, celui qui tient le sceptre; je tournerai ma main contre Eqrôn et ce qui reste des Philistins périra, dit le Seigneur Yahvé.