<-
->

Amo / Am 2:2 But I will send a fire upon Moab, and it shall devour the palaces of Kirioth: and Moab shall die with tumult, with shouting, and with the sound of the trumpet: Fa hataoko afo ao Moaba, ka handevona ny tranoben' i Kiriota izany; Ary Moaba ho faty amin' ny tabataba sy amin' ny akora ary ny fanenon' ny anjomara; dia handefa ny afo ho ao amin' i Moaba aho, ka handevona ny lapan' i Kariota izany; ary Moaba ho faty ao anatin' ny tabataba be, sy ny akoran' ady, mbamin' ny feon-trompetra. j' enverrai le feu dans Moab, il dévorera les palais de Qeriyyot, et Moab mourra dans le tumulte, dans la clameur, au son du cor;