<-
->

Amo / Am 4:1 Hear this word, ye kine of Bashan, that are in the mountain of Samaria, which oppress the poor, which crush the needy, which say to their masters, Bring, and let us drink. Mihainoa izao teny izao, ianareo vantotr' ombivavin' i Basana, izay eny an-tendrombohitr' i Samaria, dia ianareo izay mampahory ny mahantra sy manorotoro ny malahelo ary manao amin' ny vadinareo hoe: Mitondrà hosotrointsika. Henoinareo izao teny izao, ry ombivavin' i Basàna, izay eny an-tendromohitr' i Samaria, dia hianareo izay mampahory ny osa, sy manosihosy ny tsy manana, hianareo izay milaza amin' ny vadinareo hoe: Mitondrà hosotrointsika! Écoutez cette parole, vaches du Bashân qui êtes sur la montagne de Samarie, qui exploitez les faibles, qui maltraitez les pauvres, qui dites à vos maris : " Apporte et buvons ! "