<-
->

Amo / Am 4:11 I have overthrown some of you, as God overthrew Sodom and Gomorrah, and ye were as a firebrand plucked out of the burning: yet have ye not returned unto me, saith the Lord. Efa nisy noravako teo aminareo tahaka ny nandravan' Andriamanitra an' i Sodoma sy Gomora, ka efa tahaka ny forohana nosarihana tamin' ny afo ianareo; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah. Nahatonga fanakorokoroana ao anatinareo aho toy ny nanakorokoroan' Andriamanitra an' i Sodoma sy Gomora, ary hianareo izany, dia toy ny forohana voatsoaka tamin' ny hain-trano; nefa tsy niverina tamiko ihany hianareo, - teny marin' ny Tompo. Je vous ai bouleversés comme Dieu bouleversa Sodome et Gomorrhe, et vous avez été comme un tison sauvé de l' incendie; et vous n'êtes pas revenus à moi ! Oracle de Yahvé.