<-
->

Amo / Am 6:1 Woe to them that are at ease in Zion, and trust in the mountain of Samaria, which are named chief of the nations, to whom the house of Israel came! Lozan' ireo miadana ao Ziona sy ireo matokitoky foana ao an-tendrombohitr' i Samaria, dia ireo malaza eo amin' ny firenena malaza indrindra sady hatonin' ny taranak' Isiraely. Loza ho an' ireo mandry fahizay ao Siona, sy mitoetra matoky ao an-tendrombohitr' i Samaria; dia ireo malaza indrindra amin' ilay firenena, lohan' ny firenena, ireo izay hatonin' ny taranak' Israely! Malheur à ceux qui sont tranquilles en Sion, à ceux qui sont confiants sur la montagne de Samarie, ces notables des prémices des nations, à qui va la maison d' Israël.