<-
->

Amo / Am 6:2 Pass ye unto Calneh, and see; and from thence go ye to Hamath the great: then go down to Gath of the Philistines: be they better than these kingdoms? or their border greater than your border? Mankanesa any Kalne ianareo, ka mijere, dia mandrosoa ihany ho any Hamata lehibe; Ary midina ho any Gatan' ny Filistina; Tsara noho ireo fanjakana ireo va izy? Sa lehibe noho ny tanin' ireo va ny taninareo? Miampità ho any Kalne hianareo ka zahao; avy ao dia mankanesa any Hamata ilay lehibe: midìna koa ho any Geta ao amin' ny Filistina: moa miadana noho ireto fanjakana ireto va ireo tanàna ireo, ary lehibe noho ny anareo va ny tanin' izy ireo? Passez à Kalné et voyez, de là, allez à Hamat la grande, puis descendez à Gat des Philistins : valent-elles mieux que ces royaumes-ci ? leur territoire est-il plus grand que le vôtre ?