<-
->

Amo / Am 8:8 Shall not the land tremble for this, and every one mourn that dwelleth therein? and it shall rise up wholly as a flood; and it shall be cast out and drowned, as by the flood of Egypt. Tsy hihorohoro noho izany va ny tany, sy hitomany ny mponina rehetra ao aminy? Eny, ny tany rehetra hihatondraka tahaka an' i Neily sy hihena indray toy ny Neilin' i Egypta. Noho izany, tsy hihorohoro va ny tany, ary tsy hisaona va ny mponina rehetra eo aminy? Hisondrotra tahaka an' i Nila ny tany manontolo, hisondrotra sy hietry tahaka an' i Nilan' i Ejipta izy. A cause de cela la terre ne tremble-t-elle pas ? Tous ceux qui l' habitent ne sont-ils pas en deuil ? Elle monte, comme le Nil, tout entière, elle gonfle et puis retombe, comme le Nil d'Égypte.