<-
->

Amo / Am 9:1 I saw the Lord standing upon the altar: and he said, Smite the lintel of the door, that the posts may shake: and cut them in the head, all of them; and I will slay the last of them with the sword: he that fleeth of them shall not flee away, and he that escapeth of them shall not be delivered. Nahita ny Tompo nitsangana teo anilan' ny alitara aho, ka hoy Izy: Asio ny kapitaly hihetsiketsehan' ny tokonana, ary torotoroy hianjera amin' ny lohan' izy rehetra, ka izay sisa aminy dia hovonoiko amin' ny sabatra; Ary tsy hisy afa-mandositra izy, sady tsy hisy izay sisa ho afaka akory. Nahita ny Tompo nitsangana teo akaikin' ny otely aho, ka hoy izy: Asio ny koronosy, ary aoka hihozongozona ny tokonana; dia torotoroy izy mamely ny lohan' izy rehetra! Ary izay sisa dia hovonoiko amin' ny sabatra; tsy hisy ho afaka, tsy hisy ho afa-mandositra. Je vis le Seigneur debout près de l' autel, et il dit : " Frappe le chapiteau et que les seuils s'ébranlent; brise-les sur leur tête à tous, et ce qui restera d' eux, je les tuerai par l'épée; ils ne s' enfuira point parmi eux de fuyard, il ne se sauvera point parmi eux de rescapé.