<-
->

Oba / Ab 1:1 The vision of Obadiah. Thus saith the Lord GOD concerning Edom; We have heard a rumour from the Lord, and an ambassador is sent among the heathen, Arise ye, and let us rise up against her in battle. Ny fahitan' i Obadia. Izao no lazain' i Jehovah Tompo ny amin' i Edoma: Nahare filazana avy tamin' i Jehovah izahay, Ary nisy iraka nalefa ho any amin' ny jentilisa hanao hoe: Mitsangàna, aoka isika hitsangana hanafika azy! Fahitan' i Abdiasa. Izao no nolazain' ny Tompo Iaveh tamin' i Edoma: - Nandray filazana avy amin' ny Tompo izahay ary nisy iraka nalefa ho any amin' ny firenena: Mitsangàna! Aoka hitsangan-kamely azy, izahay. - Vision d' Abdias. Sur Édom. J' ai reçu de Yahvé un message, un héraut était dépêché parmi les nations : "Debout ! Marchons contre ce peuple ! Au combat !" Ainsi parle le Seigneur Yahvé :