<-
->

Oba / Ab 1:17 But upon mount Zion shall be deliverance, and there shall be holiness; and the house of Jacob shall possess their possessions. Fa ao an-tendrombohitra Ziona dia hisy izay sisa afaka, Ary ho masina izy; Ary ny taranak' i Jakoba hahalasa ny fananany. Ao an-tendrombohitra Siona kosa hisy sisa nanamborana; ho fitoerana masina izy; ary hahazo ny fananany indray ny taranak' i Jakoba. Mais sur le mont Sion il y aura des rescapés - ce sera un lieu saint - et la maison de Jacob rentrera dans ses possessions !