<-
->

Oba / Ab 1:18 And the house of Jacob shall be a fire, and the house of Joseph a flame, and the house of Esau for stubble, and they shall kindle in them, and devour them; and there shall not be any remaining of the house of Esau; for the Lord hath spoken it. Ny taranak' i Jakoba ho afo, Ary ny taranak' i Josefa ho lelafo, Fa ny taranak' i Esao kosa ho vodivary, Ary harehitr' ireny izy ka holevoniny; Ary tsy hisy sisa afaka ny taranak' i Esao, Fa Jehovah no efa niteny. Ny taranak' i Jakoba, ho afo; ny taranak' i Josefa, ho lelafo; ary ny taranak' i Esao kosa, ho bozaka; ka harehitr' ireo izy sy holevoniny, dia tsy hisy miangana ny taranak' i Esao, fa Iaveh no efa niteny. La maison de Jacob sera du feu, la maison de Joseph, une flamme, la maison d'Ésaü, du chaume ! Elles l' embraseront et la dévoreront, et nul ne survivra de la maison d'Ésaü : Yahvé a parlé !