<-
->

Oba / Ab 1:19 And they of the south shall possess the mount of Esau; and they of the plain the Philistines: and they shall possess the fields of Ephraim, and the fields of Samaria: and Benjamin shall possess Gilead. Ny any amin' ny tany atsimo no hahalasa ny tendrombohitr' i Esao;Ary ny any amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka no hahalasa ny Filistina; Hahalasa ny tanin' ny Efraima sy ny tany Samaria izy; Ary Benjamina hahalasa an' i Gileada. Ny tendrombohitr' i Esao, ho lasan-dry zareo any Negeba, ary ny tanin' ny Filistina ho an-dry zareo amin' ny Sefelah; hanana ny faritanin' i Efraima izy ireo, mbamin' ny faritanin' i Samaria; ary ny any Benjamina hahalasa an' i Galaada. Ceux du Négeb posséderont la montagne d'Ésaü, ceux du Bas-Pays, la terre des Philistins, ils posséderont le territoire d'Éphraïm et le territoire de Samarie, et Benjamin possédera Galaad.