<-
->

Jon 1:9 And he said unto them, I am an Hebrew; and I fear the Lord, the God of heaven, which hath made the sea and the dry land. Dia hoy izy tamin' ireo: Hebreo aho; ary Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, no ivavahako, dia Izay nanao ny ranomasina sy ny tany maina. Ka izao no navaliny azy ireo: Hebrio aho, ary Iaveh, Andriamanitry ny lanitra, izay nanao ny tany aman-dranomasina, no ivavahako. Il leur répondit : " Je suis Hébreu, et c' est Yahvé que j' adore, le Dieu du ciel qui a fait la mer et la terre. "