<-
->

Nom / Fan 10:13 And they first took their journey according to the commandment of the Lord by the hand of Moses. Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin' i Jehovah izay nampitondrainy an' i Mosesy. Izany no niaingany voalohany araka ny didin' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Moizy. Voici ceux qui partirent en tête, sur l' ordre de Yahvé transmis par Moïse :