<-
->

Nom / Fan 10:14 In the first place went the standard of the camp of the children of Judah according to their armies: and over his host was Nahshon the son of Amminadab. Ary ny fanevan' ny tobin' ny taranak' i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak' i Aminadaba, no mpifehy ny antokony. Ny niainga voalohany, dia ny fanevan' ny tobin' ny zanak' i Joda araka ny antokony avy; ary ny antokon' i Joda, dia nofehezin' i Nahasona zanak' i Aminadaba. partit en tête l'étendard du camp des fils de Juda selon leurs unités. A la tête du contingent de Juda était Nahshôn, fils d' Amminadab ;