<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 11:18 | And say thou unto the people, Sanctify yourselves against to morrow, and ye shall eat flesh: for ye have wept in the ears of the |
Koa lazao amin' ny olona hoe: Manamasìna ny tenanareo ho amin' ny ampitso, dia hihinan-kena ianareo; fa nitomany teo anatrehan' i Jehovah ianareo ka nanao hoe: Enga anie ka hisy hanome hena hohaninay! fa soa no hitanay tany Egypta; dia homen' i Jehovah hena ianareo, ka hohaninareo. | Izao no lazao amin' ny vahoaka: Mankamasìna ny tenanareo ho amin' ny rahampitso, dia hahazo hena hohanina hianareo, fa nitomany ka ren' ny sofin' ny Tompo hianareo nanao hoe: Iza no mba hanome hena hohaninay? Fa finaritra izahay tany Ejipta! koa homen' ny Tompo hena hianareo, dia hihinananareo izany. | A ce peuple du diras : Sanctifiez-vous pour demain, et vous mangerez de la viande, puisque vous avez pleuré aux oreilles de |