<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 11:25 | And the |
Ary nidina teo amin' ny rahona Jehovah ka niteny taminy, dia nangalany ny Fanahy izay tao amin' i Mosesy ka napetrany tao amin' ny loholona fito-polo lahy; ary raha mbola nitoetra tao aminy ny Fanahy, dia naminany izy, nefa tsy nanao intsony. | Nidina teo amin' ny rahona Iaveh dia niteny tamin' i Moizy; nangalany ny fanahy izay tao amin' i Moizy, ka nataony tao amin' ny loholona fitopolo lahy, naminany izy ireo raha vao tonga tao aminy ny fanahy, nefa tsy notohizany izany. |