<-
->

Nom / Fan 13:2 Send thou men, that they may search the land of Canaan, which I give unto the children of Israel: of every tribe of their fathers shall ye send a man, every one a ruler among them. Maniraha lehilahy vitsivitsy hisafo ny tany Kanana, izay omeko ho an' ny Zanak' Isiraely; dia lehilahy iray avy isam-pirazanany no hirahinareo, ka izay samy lohan' ny fireneny avy. Maniraha olona hisafo ny tany Kanaana, izay omeko ny zanak' Israely. Lehilahy iray isam-pokom-pianakaviana no hirahinareo; aoka izy rehetra ho samy filohany amin' izy ireo avy. " Envoie des hommes, un par tribu, pour reconnaître le pays de Canaan, que je donne aux Israélites. Vous enverrez tous leurs princes. "