<-
->

Nom / Fan 13:30 And Caleb stilled the people before Moses, and said, Let us go up at once, and possess it; for we are well able to overcome it. Fa Kaleba dia nampangina ny olona teo anatrehan' i Mosesy ka nanao hoe: Andeha isika hiakatra mihitsy mba hahazoantsika azy, fa haharesy azy tokoa isika. Fa Kaleba nampangina ny vahoaka ny amin' i Moizy: Andeha isika, hoy izy, hiakatra haka ny tany fa mety ho lasantsika tokoa izy. Caleb harangua le peuple assemblé près de Moïse : " Il faut marcher, disait-il, et conquérir ce pays : nous en sommes capables. "