<-
->

Nom / Fan 15:35 And the Lord said unto Moses, The man shall be surely put to death: all the congregation shall stone him with stones without the camp. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Hatao maty tokoa izany lehilahy izany; hitora-bato azy eny ivelan' ny toby ny fiangonana rehetra. Hoy Iaveh tamin' i Moizy: Hovonoin-ko faty izany lehilahy izany, ka ny fiangonana rehetra no hitora-bato azy any ivelan' ny toby. Yahvé dit à Moïse : " Cet homme doit être mis à mort. Que toute la communauté le lapide hors du camp. "