<-
->

Nom / Fan 15:36 And all the congregation brought him without the camp, and stoned him with stones, and he died; as the Lord commanded Moses. Dia namoaka azy ho eny ivelan' ny toby ny fiangonana rehetra ka nitora-bato azy, ka maty izy, dia araka izay nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ihany. Dia navoaky ny fiangonana rehetra tany ivelan' ny toby izy; ka notoraham-bato, dia maty, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. Toute la communauté le fit sortir du camp et le lapida jusqu'à ce que mort s' ensuivît, comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse.