<-
->

Nom / Fan 15:41 I am the Lord your God, which brought you out of the land of Egypt, to be your God: I am the Lord your God. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay nitondra anareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta mba ho Andriamanitrareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo. ka ho masina ho an' Andriamanitrareo izay namoaka anareo tany amin' ny tany Ejipta mba ho Andriamanitrareo. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo. C' est moi Yahvé, votre Dieu, qui vous ai fait sortir du pays d'Égypte, afin d'être Dieu pour vous, moi Yahvé votre Dieu.