<-
->

Nom / Fan 16:10 And he hath brought thee near to him, and all thy brethren the sons of Levi with thee: and seek ye the priesthood also? Dia napanakekeny Azy ianao sy ny rahalahinao taranak' i Levy rehetra miaraka aminao, ary mitady ho mpisorona koa va ianareo? Nampandrosoiny ho akaiky azy hianao, mbamin' ny rahalahinao rehetra, ny zanak' i Levì miaraka aminao, ka dia mbola mitsiriritra ny ho mpisorona koa ve? Il t' a appelé auprès de lui, toi et avec toi tous tes frères les Lévites, et vous voulez en plus être prêtres !